Manàna fanantenana (GROUPE MANANDRATRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Moa tsy tononkira.serasera.org anananao ve ny fanantenana ry namako
bsszcw No toa kivy ianao mahatsiaro irery mitanondrika
Moa tsy fantatrao fa misy Mpamonjy azo antoka
Mbola manome toky ahy sy ianao hibebaka
Réf:
Averimberina sqimoy amiko sy aminao ny hoe matokia Azy ianao
Ny teny fikasany milaza ahy sy ianao hoe:"antenao"
Antenao ny lanitra misokatra ho anao
Raha toa kivy ianao
Matokia Azy hatrany fa Izy no ilay Tompo tena mahay
2-Moa tsy anananao ve ny fanantenana ry namako
Fa ilay Tomponao hoavy tsy hoela handray anao
Ilay sandriny no efa mitsotra hintatana
amwmubr Koa raiso izany anio mba tsy ho neninaoooo
A/C: Ezra Sabathin

--------
Lien:
Commentaires
Hyql
(
20/10/2020 08:29)
Tsy ny anio no hamaritra ny hoavinao, aza kivy, manàna fanantenana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GROUPE MANANDRATRAVisites : 1207
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Hyql
Date : 20/10/2020 21:24