Manàna fanantenana (GROUPE MANANDRATRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Moa tsy anananao ve ny fanantenana ry namako
No toa lmqshmoz kivy ianao yalo mahatsiaro irery cxxayivz mitanondrika
Moa tsy fantatrao fa misy Mpamonjy azo antoka
Mbola manome toky ahy sy ianao hibebaka
Réf:
Averimberina amiko sy aminao ny hoe matokia Azy ianao
Ny teny fikasany milaza ahy sy ianao hoe:"antenao"
Antenao ny lanitra misokatra ho anao
Raha toa kivy ianao
Matokia Azy hatrany fa Izy no ilay Tompo tena mahay
2-Moa tsy anananao ve ny fanantenana ry namako
Fa ilay Tomponao hoavy tsy hoela handray anao
Ilay sandriny no efa mitsotra hintatana
Koa raiso izany tononkira.serasera.org anio mba tsy ho neninaoooo
A/C: Ezra Sabathin

--------
Link:
Comments
Hyql
(
20/10/2020 08:29)
Tsy ny anio no hamaritra ny hoavinao, aza kivy, manàna fanantenana
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GROUPE MANANDRATRAHits : 1209
Likes : 1 Like
Created by : Hyql
Date : 20/10/2020 21:24