Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aiza (Ftvlm Ambohitrinibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Raha izay vitanao tamin'ny asa fanompoana izay
Maro be sy fatratra, mbola ao tsy levona
Dia ho sanatria fanazava lany solika anaty haizin-kitroka ve ka hamerina ho mainty
Inona intsony no asira raha toa anao no ho tonga matsatso sy ho levona
Vovoka hody vovoka
Nofo mety maty izao tenantsika izao.
Tadidinao ve ilay ENY, tsaroanao ve ilay voady
Fa toa lavitra Azy ianao
REF:
Aiza indray ilay hafanana fony ianao an'i Tompo
Nakaiza ireny ndrao mivadika ahavoa
Ilay fitia miredareda reharehanao taloha
Izany rehetra izany anie wjqgx no nahasoa
II- Ilay toetra anananao nanaitra saina maro
Ilay tononkira.serasera.org fitia nozarainao, velona ao am-ponay ao
Oooo, tsy diso raha miverina
Miverina miaina indray ilay fiainam-pahasoavana
Efa niainanao fahiny.
Ilay nanaovanao fanekena, miverina miadry indray
Sao mbola misy fotoana.
Hivavala ucjwdmh aho tsy hitsahatra ny famindram-pony sy ireo wexmnu fahasoavana
Izy miandry anao ihany, marary ny fony
Mila anao hiverina.
REF:...
A/C: Amboara Fitiavana
2022

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ftvlm AmbohitrinibeVisites : 451
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Amboara22
Date : 29/08/2025 22:08