Namela mamy (FSC Mozika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TAMIRENY AHO MAMA A
NANKAFY O
ANDROANY AHO ANORATRA MELODY O

MEK'S
RIMJAH
IZZLI
PIKE
EBOY

Tandrinesa henoy avao
Androany ctsp aloha tsy maintsy miteny
Mahatsiaro ireo adalana
Sy ireo vita rehetra tany aloha ireny
Tamreny aho nakafy
Tsy nety afa-pô
Satry foana hifanala akanjo ambony eeh!

Noana anao zato foko jereo kely e!
Raha nanambola dia naseho télé
Mamay ny foko tady hidonaka e!
Tsy avela irery fa be no hifandrombaka e!
Izay ilay mena masoandro niandrasako hatrizay
Ilay fofonao taloha ireny mampanembona ahy

ref : TAMIRENY AHO MAMA A
        NANKAFY O
        tononkira.serasera.org ANDROANY AHO ANORATRA MELODY O
        NAMELA MAMY IREO FAHINY O
        MANINA AHO DIA ANORATRA MELODY O

Fa ianao iny nahatamana ahy
NAMELA NY MAMY IANAO
Dia le tananao iny nanafana ahy
Tsy afaka ato an-doha
Sendra nahatsiaro anao iny
Any alavitra
Manina ny fofonao iny
Nafinaritra

Izaho manembona ny vita taloha
Sangisangy tambitamby niarahana
Story niainana miverina ao an-doha
Malaina scnmtm hisaraka fa samy tamana
MAMY rehefa jerena amin'ny photo
ANY, any ianao izay ilay fahiniko o
Tamreny tsika roa samy mi-kiffe o
Tantara sisa soratako amin'ny melody

ref : TAMIRENY AHO MAMA A
      xdjubiu   NANKAFY O
        ANDROANY AHO ANORATRA MELODY O
        NAMELA MAMY IREO FAHINY O
        MANINA AHO DIA ANORATRA MELODY O

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FSC Mozika
Visites : 21
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Princy119
Date : 28/08/2026 09:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404