Tsy adino (FISINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira sy kalo sisa ahatsiarovako ireo lasantsika
Mamisavisa izay niseho aho
Mbola hira ihany no hamafako ilay fitiavako
Izay mibahana ato ampoko
tononkira.serasera.org Moramora izany ho anao
Nefa ny ato ampoko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino uaflyy anao
tsy hay fafana
qkoxdytb ny fitiavako anao
Ekeko jrncd anefa fa zavatsarotra izany
ary koa manahiran-tsaina
Ianao no mbola tiako hatrizay ka hatrizao
Nefa moa tsy sitrakao aho
Moramora izany ho anao
Nefa ny ato ampoko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
tsy hay fafana
ny fitiavako anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FISINAVisites : 3351
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotondramiadana Ndimbisoa
Date : 31/10/2002 13:36