Tsy adino (FISINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira sy kalo sisa ahatsiarovako ireo lasantsika
Mamisavisa izay niseho aho
Mbola hira ihany no hamafako ilay fitiavako
Izay mibahana ato ampoko
Moramora izany ho anao
Nefa ny ato ampoko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
sagr tsy hay fafana
tononkira.serasera.org ny fitiavako anao
Ekeko anefa fa zavatsarotra izany
ary koa manahiran-tsaina
Ianao no mbola tiako hatrizay ka hatrizao
Nefa moa tsy sitrakao aho
tqwulao Moramora izany ho anao
Nefa gogdbkp ny ato ampoko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
tsy hay fafana
ny fitiavako anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FISINAHits : 3350
Likes : 0 Like
Created by : Rakotondramiadana Ndimbisoa
Date : 31/10/2002 13:36