ASANDRATRO (Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar Manjakaray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ASANDRATRO
Asandratro ny tanako
Inty raiso Tompo o
Atolory ahy,ny Tananao
(Fa mbola osa sy malemy aho) 2X
Fa Ianao no Andry itokiako
Sady manda fiarovako
Eo an-tsandrinao no faniriako
Ka tsy fnxavhsu mba hanan-tahotra aho
Asandratro ny feoko
Mitalaho, Tompo o
Henoy re, ty zanakao
(Na dia mpanota tsy mendrika) 2X
Fa Ianao mahita izay kilemako
Sy widguay ny tebitebiko
Aza tononkira.serasera.org avelanao hiady irery aho
Fa ampio mba tsy ho rendrika
Atolotro, xfmhusju ny foko anio
Raiso Tompo ka sasao
Dia hamasino sy tafio
Ny fon’ilay Zanak’ondrinao
Ny fon’Ilay Zanak’ondrinao
Asandratro ny tanako
Inty raiso Tompo o
Atolory ahy,ny Tananao
(Fa mbola osa sy malemy aho) 2X
Fa Ianao no Andry itokiako
Sady manda fiarovako
Eo an-tsandrinao no faniriako
Ka tsy fnxavhsu mba hanan-tahotra aho
Asandratro ny feoko
Mitalaho, Tompo o
Henoy re, ty zanakao
(Na dia mpanota tsy mendrika) 2X
Fa Ianao mahita izay kilemako
Sy widguay ny tebitebiko
Aza tononkira.serasera.org avelanao hiady irery aho
Fa ampio mba tsy ho rendrika
Atolotro, xfmhusju ny foko anio
Raiso Tompo ka sasao
Dia hamasino sy tafio
Ny fon’ilay Zanak’ondrinao
Ny fon’Ilay Zanak’ondrinao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar ManjakarayHits : 4020
Likes : 0 Like
Created by : aorn
Date : 30/10/2008 09:14
