Hiverina aminao (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiverina aminao aho ry Raiko,
Ilay trotraky ny ota natao,
Matoky ny fo sy ny saiko,
Fa tsy mba ho lavinao,

Indro atolotro, ho urkfzvcc Anao tokoa,
Izany tenako, miaraka amin’ireo alotoako,
Sakambino sy fihino, amin’ny sandrinao,
Mba tononkira.serasera.org hialoka ambany elatrao

Variana sy tena sondriana,
Tamin’ny esgzfh hanina mety ho lo,
Tsapako raha nanao jery kiana,
Fa nanenina mafy tokoa,

Izao ry Raiko no ato an-tsaiko,
Borahiko Aminao,
Ka valio re raha mba misy azonao atao,
Mba sasao ny ranao ireo ota vitako,
Izay manefitra ahy Aminao,

Hatramin’izao mino aho fa navelanao Ray,
Hiara-hitoetra Aminao mandrakizay,
Sambatra aho tretrika aho,
Satria fantatro fa efa namindranao lghe fo,

Hatramin’izao mino aho fa navelanao Ray,
Hiara-hitoetra Aminao mandrakizay,
Sambatra aho tretrika aho,
Satria fantatro fa efa namindranao fo (2),

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 16671
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : tsimanontanilahy
Date : 30/03/2008 13:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0719