Te hiverina aho (Fafah Rabenatoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nampoiziko intsony ny hahita anao
Miramirana sy tony kanto toa izao
Ela ery ianao izany, inona ny vaovao
Tsy niova mihitsy ianao zphsgy fa toy ny fahiny
Mba manao ahoana ary svxco izao ny fiainanao
Mino mihitsy aho fa efa mahafinaritra
Ny ahy moa dia tsy mbola niova, etvbpaj fantatrao ihany
Mirenireny eny aho tsisy fiafarany.
(Ref)
Izaho ilay bandy mpananihany anao foana
Izaho ilay bandy mpandiso lava ny fotoana
Zay natao matetika
Izaho ilay bandy mpampitomany anao foana
Izaho ilay bandy nandao tsy fantatro hoe nahoana
Fa izaho te hiverina
Nefa ianao efa sambatra
Tsy ho hita antsoina
Tsy ho hita antsoina
Tena faly be mihitsy aho mahita anao
Fa izay any am-ponao any no tsy fantatro
Fa maninona ianao sa mba mahatsiaro
Ianao mitsiky sy manganohano
Eny tonga ny fotoana dia lasa nandao
Ora maro no efa lany zaho mitady anao
Efa fantatro fa efa tara ankehitriny
Ka tononkira.serasera.org ny sisa atao dia ny manadino

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fafah RabenatoandroVisites : 7246
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 10/01/2003 12:14