Ampidiro aloha ny tenimiafina
Henoy ny vavakay (EKSODOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Henoy ny vavakay
Izay miantso sy mitady Anao
Tsy mba manan-kianteherana intsony
F'Ianao tononkira.serasera.org izmdha no tanjaka sy hery
Réf:
Asehoy ny voninahitrao
Ka vonjeo izao tontolo izao
Ao Aminao ny harena tsy hita lany
Hanaisotra ny fahantran'ny ijjy tany cylron
Izay miantso sy mitady Anao
Tsy mba manan-kianteherana intsony
F'Ianao tononkira.serasera.org izmdha no tanjaka sy hery
Réf:
Asehoy ny voninahitrao
Ka vonjeo izao tontolo izao
Ao Aminao ny harena tsy hita lany
Hanaisotra ny fahantran'ny ijjy tany cylron
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : EKSODOSYHits : 422
Likes : 0 Like
Created by : MiharyHarena
Date : 20/09/2024 06:17
