Henoy ny vavakay (EKSODOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray hqao ô! Henoy ny vavakay
Izay miantso sy mitady Anao
Tsy tononkira.serasera.org vldj mba manan-kianteherana bvvi intsony
F'Ianao no tanjaka sy hery
Réf:
Asehoy ny voninahitrao
Ka vonjeo izao tontolo izao
Ao Aminao ny harena tsy hita lany
Hanaisotra ny fahantran'ny tany
Izay miantso sy mitady Anao
Tsy tononkira.serasera.org vldj mba manan-kianteherana bvvi intsony
F'Ianao no tanjaka sy hery
Réf:
Asehoy ny voninahitrao
Ka vonjeo izao tontolo izao
Ao Aminao ny harena tsy hita lany
Hanaisotra ny fahantran'ny tany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : EKSODOSYHits : 453
Likes : 0 Like
Created by : MiharyHarena
Date : 20/09/2024 06:17
