EKSODOSY

Nampiditra dronga
28/06/2004 11:02
Hiran'i EKSODOSY 0 Jereo eto
Vangy : 2167
Mpankafy : 0 Ankafizo
tarika mahafinaritra be ry zareo ireo an;miraka aminy dia fiderana hatrany hatrany ary mitondra aina sy vonjy izany rehetra izany.sady mihetsiketsika foana ny hirany matetika . henoy ny tononkirany dia ho tsapanao ho maivana ianao toa ny hoe teny farany; ataoko fiainana, tanany mahery ....

Hevitra momba an'i EKSODOSY

(11/08/2003 18:58)
Eksodosy dia mpihira,3 lahy no isany,ny iray dia manambady an'i
Fara Andriamamonjy,ny iray kosa dia manambady an'i Klarys fa ny iray tsy fantatro ny anaran'ny vadiny.Ry zareo dia mivavaka @
fiangonana fifohazam-panahy.

Hiran'i EKSODOSY (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4196