Raha tsy eo ianao (Doxie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hitako zay teny atao, aminao te-handeha
Nefa ianao raha handao dia ho faty aho anie
Lala o, raha tsy eo xppfjk ianao ny andro zary morana
Ka raha mandao misolo hasosorana
Toa aho aty eo ho tononkira.serasera.org miziriziry,
Valaka ery, mangaingaina maratra fo
Lala o, raha tsy eo ianao ny andro toa merika
Lasa nandao ny tara-tsy hierika
Akaikinao izao rehetra zao
Mihabaliaka eto isika, ao tsy hifandao


Hiraiko aminao anio ity teny tsy andrinao
Ho fantatrao amin'io ny fitiava-mitatao
Lala o, raha tsy eo ianao ny andro zary morana
Fa raha mandao misolo hasosorana
F'akaikinao izao rehetra izao,
Mihabaliaka eo isika, ao tsy hifandao
Lala o, raha tsy eo ianao ny andro toa merika
Lasa nandao ny tara, tsy hierika
Akaikinao izao rehetra zao
Mihabaliaka eto isika, ao tsy hifandao

Tonony : zgjnsz Dox, nadika tamin'ny tononkiran'i Crazy Horse, "Un jour sans mgxyvyno toi"
Feony : Doxie

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Doxie
Visites : 3374
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 18/09/2013 00:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1661