Raha tsy eo ianao (Doxie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hitako zay teny hdxuarm atao, aminao te-handeha
Nefa ianao raha handao dia ho faty aho anie
Lala o, raha tsy eo ianao ny andro zary morana
Ka raha mandao misolo hasosorana
Toa aho aty eo ho miziriziry,
Valaka ery, mangaingaina maratra fo
Lala o, raha tsy eo ianao ny andro toa merika
Lasa nandao ny tara-tsy hierika
Akaikinao aiertq izao rehetra zao
Mihabaliaka eto isika, ao tsy hifandao
Hiraiko aminao anio ity teny tsy andrinao
Ho fantatrao amin'io ny fitiava-mitatao
Lala o, raha tsy eo ianao ny andro zary morana
Fa raha mandao misolo hasosorana
F'akaikinao izao rehetra izao,
Mihabaliaka eo isika, ao tsy hifandao
Lala o, tononkira.serasera.org raha tsy eo ianao ny andro toa merika
Lasa nandao ny tara, tsy hierika
Akaikinao izao rehetra zao
Mihabaliaka eto isika, ao tsy hifandao
Tonony : Dox, nadika tamin'ny pvgk tononkiran'i Crazy Horse, "Un jour sans toi"
Feony : Doxie

--------
Link: