Ity nimeronao (Delphin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahoriana, fijaliana
No nandaozako anao ry malala
Notapahin’ilay anjara ny fitiavako
Lehe hanohy fianarana, any ivelany aho ry malala
Mbola tia anie, ny foko dia ho lasa adala
Ref:
Ity nimerô raha mahatsiahy
Telefôneo amin’ity cheri
Na ny marain-tsy hariva, tsy hanadino anao ny aty
Malala ô,
Azafady mba ajanony aminakahy e sarintsika roa igny mospytx e
Ranomaso hdjutxhp no nosotroiko
Raha nandao teny antseranan-tsambo
Manantena aho fa mbola hitohy ny antsika roa
Na ho ela, na ho faingana tsy maintsy andrasako ihany
Mafy anie tononkira.serasera.org ny anjara ety an-tany
Ref
Mijanona anie ry tiako raha alahelo no handaozanao ahy
Fa mahavelona antsika ny karamako
Ny peratra sovenira, avereno amin’ny zjqci tananao a
Malala ô, mijanona raha azo atao

--------
Lien: