Ty numéro (Delphin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 ➡️ (VIAVY) : Fahoriana, fijaliana
No nandaozako anao ry malala
Notapahin’ilay anjara ny fitiavako
Ilay hanohy fianarana any ivelany agny ry malala
Mbola tia anie ty foko dia ho lasa adala (2×)

Refrain :
Ty numéro raha mahatsiaro téléphone  amin’ity chéri na ny marain-tsy hariva tsy hanadino anao ny aty malala o !

LELAHY : Azafady mba ajanony aminakahy e sarintsika roa igny e (2×)

2 ➡️ (VIAVY) : Ranomaso no nosotroiko raha nanatena tena antseranan-tsambo.
Manantena fa mbola hitohy ny antsika roa oh
Na ho ela, na ho faingana tsy maintsy andrasako ihany mafy anie ny anjara ety an-tany (2×)

Refrain :
Ty numéro raha mahatsiaro téléphone  amin’ity chéri na ny marain-tsy hariva tsy hanadino anao ny aty malala o !

LELAHY : Azafady mba ajanony aminakahy e sarintsika roa igny e (2×)

3 ➡️ (LELAHY) : Mijanona anie ry tiako malahelo handaozanao fa mahafehy antsika ny karamako oh Ty peratra sovenira, avereno amin’ny tananao
Malala ô, mijanona raha azo atao (2×)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Delphin
Vangy : 20
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jenniferlebon804
Daty : 06/04/2026 11:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0441