BELINA (Delphin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A Belina! a Belina !
Miala-tsigny aminô ’zaho ataonô miavogno
Regniky anô magnatso, hitako anô nagnatsika
Natôko ambara tsy hita sabeky fantatr’i Madama

Na ’zegny na tsy ’zegny rendez-vous aza adigno
@ toerana fignanantsika lasopy ê! ê! ê!

A Belina! a Belina!
I Madama mandeha bazary regniky raha agnonô
Petsa-molotrô, anô mandrôra
Manjary ’zaho tônga an-dragno voavely famafa.

A Belina ! a Belina!
Resaka namianô ’zaho tsy azoazo fô
Na dia tiako anô tsia, vadiko tsy ariakô
’zaho notezaindranikely ka tsy atôko amin-janako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Delphin
Vangy : 3273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 02/04/2008 13:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.083