Voay (Denise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataony miondrika amin'ny tanyIsan'andro anao io tsy mety fay eh
Oay eh
Bongomaso lava mitomagny
Anao igny baby sendra VOAY eh
Oay eh
Atsangany anao mitsangana ah
Apetrany anao mipetraka ah
Ataony mitsakaraka an'azy
Eran'ny vazan-tany
Asainy mandry anao Dodo
Mankatoa izy kara Robot
Latsaka ambany anao olo very
Tsisy mpagnontany
Ref:
Ayeh ayeh ayeh
Ayeh ayeh ayeh
Sokafo masonao
Oviagna anao andeha?
Ayeh ayeh ayeh
Ayeh ayeh ayeh
Anao mila mifoha
Anao mila mandeha!
Dodododo izy koafa magnantso
Rebareba efa tsy maharay akanjo oh
Atsiagny eh anao ra nanakory eh?
Ranomasonao io iray barika
Tsy mahatagna izy tsy irikarika
Anao io anie ataony döla
Hainy raha ataony izy igny tsy mahöla
Anao igny aratra fahatany
Mbö andao anao magnontany
Tsy kara io fitiavagna zagny
OH NO NO
Anao igny aratra fahatany
Mbö andao anao magnontany
Tsy kara io fitiavagna zagny eh
Ayeh ayeh ayeh
Ayeh ayeh ayeh
Sokafo masonao
Oviagna anao andeha?
Ayeh ayeh ayeh
Ayeh ayeh ayeh
Anao mila mifoha
Anao mila mandeha!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : DeniseVisites : 544
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Randriahaja
Date : 24/02/2025 14:09
