Hasambarana (Dédé Fenerive)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mwhyx Dimy mianaka hono izy ireo
Efa niezaka hatramin’ny ela
Nikaroka momba ny hasambarana
Amin’ity fiainana ity

ref: Iza re,
kqxztxj     Iza iza no afaka
     Hanambara fa olona sambatra

Iza ary no mba afaka
Hilaza fa hoe tena tononkira.serasera.org sambatra
amin’ity fiainana
Sasatra ny mikaroka foana lrgdqbpa re

ref:

N’aiza n’aiza ary no haleha
Dia tsy maintsy mikaroka foana
Amin’ity fiainana
k’aza dia mba variana loatra re

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dédé Fenerive
Vangy : 24477
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Atx.c
Daty : 26/11/2002 19:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377