Dédé Fenerive

Nampiditra tOSOLA
05/01/2005 06:17
Hiran'i Dédé Fenerive 7 Jereo eto
Vangy : 5075
Mpankafy : 0 Ankafizo
RABEMANANTSOA Bertrand Régis no tena anarany, teraka tamin' ny 15 mey 1954 tao Toamasina ary nodimandry ny 1 jolay 2017. Efa notolorana ny mariboninahim-pirenena malagasy eo amin kolontsaina sy zava kanto izy.
Andrarezin' ny kanto Malagasy Kaiamba ary mpanentana tao amin' ny Radio Madagasikara tao Toamasina, sy Radio Voanio ihany koa.

Hevitra momba an'i Dédé Fenerive

(23/01/2003 17:26)
Rabemanantsoa Bertrand Régis

Hiran'i Dédé Fenerive (7)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.046