Hasambarana

Lohateny Hasambarana
Nampiditra nanourand
Tamin'ny 14/09/2005 05:53
Vangy : 885
Title   : Hasambarana
Artiste : Dédé fenerive
Tab     : Nanou RANDRIAMANANTENA
---------------------------------

accords :
--------
E   022000
A   x02220
A7  x02020
D   xx0232
F#m 244222



        E            A   (Basse = a/b/c#/b/a) D 
Dimy mianaka hono izy ireo
        E               A  
Efa niezaka hatramin'ny ela
        E               A             D
Nikaroka momba ny hasambarana
        E         A
Amin'ity fiainana ity 

  a   b   c#   D
e--------------2--
B---------2----3--
G-2---0--------2--
D--------------0--
A-0---2---4------
E----------------
     D   E
ref: Iza re,
     A A7       F#m
     Iza iza no afaka
     D       E          A
     Hanambara fa olona sambatra



Iza ary no mba afaka

Hilaza fa hoe tena sambatra

amin'ity fiainana

Sasatra ny mikaroka foana re



ref:



N'aiza n'aiza ary no haleha

Dia tsy maintsy mikaroka foana

Amin'ity fiainana 

k'aza dia mba variana loatra r

____________________________________
&eacopy 2005 - Nanou RANDRIAMANATENA 
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0203