Hallo (Coddy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitomany mitsiriritra
Ny eritreritro jiaby efa lasanao
Fa fery mikiky ao anatiko ao
M’petapetaka mangirifiry maraina a
Mila anao za matoa mitaraina a
Fôlapôlaka love aminao
Parfum efa ny anaranao
F’ilay afo tsy hay vonoina mba ho anao
Mitady hiotra izy io ka mba
Tondratondrao
Izy io tena love milay sady vérité
Eh eh !
Dia OYE OYE !

Refr:
Fa mamay ah mila rano o
Mila rano o
Aza andrasana Tomorrow
Baby zaho ato miasa loha
Fa tsy ampy anao a
Marobe nandalo
F’ianao no nampiova anah
Eh ! Eh !
Fa baby zaho ato miasa loha a
Fa tsy ampy anao a

De hitako maraina
De hita refa soir
Izy tsy mijanona fa za tonga tara
Tena tara aminazy aho
‘Gasy gasy lay mafatifaty
Na miorirana izy na face
De tsisy m’pika fa toute en place
Ka za tsy hi lâche
Fa na mafimafy
Na ho lasa adala
Fa you are beautiful
You are beautiful
Na ho lasa adala
Na ho mafimafy
Aleoko miafy
Fa za tsy hi lâche
Tsy hi lâche aminao e
Fa za tsy hi lâche
Tsy hi lâche aminao e
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Coddy
Hits : 81
Likes : 0 Like
Created by : Coddy1
Date : 05/11/2025 18:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1496