tantano (chorale pcs antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Tantano,tantano Ry Maria ô
       Be Tsilo Malama,izany Dia.

'reto Tanoranao Ry Reny
Hanara-dia Ny Zanakao
Tohano Hatrany Izy Ireo
Mba Tsy Handà Ny Teninao

Arovy Izahay Maria ô
F'ianao No Solon-dreninay
Tsarovy Ireo Tanoranao
F'ianao No Andry Hiankinany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : chorale pcs antsirabe
Visites : 21
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kaina05
Date : 27/01/2026 16:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0156