tantano (chorale pcs antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Tantano,tantano Ry Maria ô
    zvza    Be Tsilo Malama,izany Dia.

'reto Tanoranao Ry Reny
Hanara-dia Ny cewxb Zanakao
Tohano Hatrany Izy Ireo
Mba Tsy tononkira.serasera.org ulae Handà Ny Teninao

Arovy Izahay Maria ô
F'ianao No Solon-dreninay
Tsarovy Ireo Tanoranao
F'ianao No Andry Hiankinany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : chorale pcs antsirabe
Hits : 307
Likes : 0 Like
Created by : kaina05
Date : 27/01/2026 16:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446