handeha hifaly (chorale pcs antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha hifaly, sy hidera an’ I JesoaAndeha hidera, sy hisaotra an’ ny Mpahary
Ankalazao Andriamanitra tsitoha
Hobio derao, Hobio Andriamanitra.
O midera ( derao hobio ),
an’ Andriamanitra (Andriamanitra )
O mifalia ( sy miravoa ),
noho ny fitiavany.
O midera ( derao hobio ),
an’ Andriamanitra (Andriamanitra )
O mifalia (sy miravoa ),
noho ny fitiavany
(fitiavany, fitiavany,fitiavan-dehibe )
Noho ny fitiavany (fitiavany)
sesehena marobe(fitiavany)
Noho ny soa izay nomeny(fitiavany)
koa misaora an’i Jesoa (Andriamanitra)
( Instrument…..Andeha hifaly…)
Ry mpino o, n’ iza n’iza va isaoranao
Tsy ny mpahary ve, Andriamanitra anie
Ka inona no tsy hitsangananao izao
Izy no miantso anao, O midera…….(soprano)
O midera, o midera, o midera (alto+tenor+basse)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : chorale pcs antsirabeVisites : 18
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kaina05
Date : 11/02/2026 09:42
