handeha hifaly (chorale pcs antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha hifaly, sy hidera an’ I Jesoa
Andeha hidera, sy hisaotra an’ ny Mpahary
Ankalazao Andriamanitra tsitoha
Hobio derao, Hobio Andriamanitra.

O midera ( derao hobio ),
an’ Andriamanitra  (Andriamanitra )
O mifalia ( sy miravoa ),
noho ny fitiavany.

O midera ( derao hobio ),
an’ Andriamanitra (Andriamanitra )
O mifalia (sy miravoa ),
noho ny fitiavany  
(fitiavany, fitiavany,fitiavan-dehibe )

Noho ny fitiavany (fitiavany)
sesehena marobe(fitiavany)
Noho ny soa izay nomeny(fitiavany)
koa misaora an’i Jesoa (Andriamanitra)

          ( Instrument…..Andeha hifaly…)  
    
Ry mpino o, n’ iza n’iza va isaoranao
Tsy ny mpahary ve, Andriamanitra anie
Ka inona no tsy hitsangananao izao
Izy no miantso anao, O midera…….(soprano)
O midera, o midera, o midera (alto+tenor+basse)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : chorale pcs antsirabe
Hits : 17
Likes : 0 Like
Created by : kaina05
Date : 11/02/2026 09:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0198