JESOSY TSY MANDAO (Chorale FEHIFI Moramanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Na dia maro aza ireo mpanenjika
Na ny havana toa mamitaka
Fantatro jesoa fa ao aminao ihany
misy fiadanana sady tena mamy

ghhqfgo      REFRAIN1 : Haiko fa ianao tsy mandao
      tononkira.serasera.org                  Na dia maro ny hadalana izay natao
                       Na tsy mendrika hiantso ny anaranao
                       Na maditra aza aho dia noraisinao

2.O ry namako O ambarako aminao
Na mandalo ady sarotra ianao
Atokiso hatrany ilay mpamonjinao
Dia Jesosy izany izy nookypoe no tsy mandao

     REFRAIN2: Tsarovy fa Jesosy tsy mandao
           nqdpkwyg           Na dia maro ny hadalana izay natao
                     Na tsy mendrika hiantso ny anaran'ny Ray
                     Na maditra aza dia raisiny indray

   Na manenjika aza izao tontolo izao
   Izao no ataovy an_tsaina JESOSY TSY MANDAO

A/C: Elie R

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale FEHIFI Moramanga
Visites : 1230
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : eliecarriorf
Date : 12/03/2019 16:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4081