ANILANAO (Chorale FEHIFI Moramanga)

1. Akaikinao ry tompo Oh
  No mba tiako hisy ahy izao
  Ka ny hitoetra anilanao
  No faniriako hatramin'izaTsiky dia ampyo


    fiv: Anilanao no tiako
          Sady ankafiziko
          Anilanao no mamy
          Ka iriako hatrany hatrany



A/C: Elie R

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale FEHIFI Moramanga
Mpamaky : 176
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : eliecarriorf
Tamin'ny : 12/03/2019 16:14:57
ID : 11480

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo