MIFONA RAY (Chorale FEHIFI Moramanga)

1.Ankehitriny aho  Manolon-tena ho anao
Fa resin'izao tontolo izao
Mifona ray, mmmmmmmifona izahay
Mba afaho re 'ty adim_panahy


   fiv: Mifona(3) Tompo
Ny heloko sasao (ouh ouh ouh  Tsiky dia ampysasao )
Mamela ny heloka izay vitako
Teo imasonao (ah ah ah ahhhh)


2.Fa maro ireo ota vitako
Tsy mendrika ho anao ry tomposoa
Mba raiso aho ,miangavy mitalaho
Raiso aho fa aza lavinao



A/C: Elie R ,Juin 2015

Mpihira : Chorale FEHIFI Moramanga
Mpamaky : 425
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : eliecarriorf
Tamin'ny : 20/04/2019 17:33:52
ID : 11558

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo