Ry Foko! (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry foko, mitonia                
Mitonia raha sendra alon-drano  
Ny hotakotakao katvabjj                  
Aoka mba ho sarin’ady                    
Ny rangotry ny anio              
Hanolatra atsy tononkira.serasera.org ho atsy          
Ka aza dia mitroatra         rcuehy    
Banjino ny ho avy  ojrsrxlr            

  Aza tomany raha nindaosin’onja
  Ilay fanantenana, nidify dia tsy hita
  Ny horohoronao, zary ho dobok’aponga
  Hiandrasana ny ampitso, hitondra ny maraina

Ry foko, na dia tsy mora
Izany hoe manadino izany
Dia ao ny fotoana
Hamolavola tsy hanjokaiky
Ny fendrofendonao
Hivadika ho hira      
Hikalo ilay mpanjaka  
Mpanjakan’ny Hazavana    

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bodo
Visites : 26524
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/10/2001 19:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0162