Ny anao sy ny azy (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ingahibe noelinao nandeha sambon-danitra ,
Efa tonga ela tsy nanano-sarotra e! e!
Ny azy kosa ho' aho nandeha fiara mikodia
Tratra embouteillage teny Ambanidia e! e!
Ny sakafonao misy ambiny an-dovia,
Ny azy kosa ho'aho ery an-joridira ery e! e!
Raha mba manana ianao mba malala-tànana,
Izarao ihany ireo niangarana e! e!
Tsy bhpzi fidiny azy anie ny ho tonga amin 'io toerana io,
Tsy nangataka izy hoe: Inty aho hampijalio,
Fa satriny aza aky! ho mandina ny molony,
Ho soa ny akaniny, lafatra sy kanto ery
Nihen-danja hono ny vola malagasy,
Ariary hqrkxirp dimy aza lasa tokana e! e!
Ny ndzwyp azy tononkira.serasera.org kosa hono raha mba mangataka,
Ari' roa iha'ny fa tsy miakatra e! e!
Ianao mlvaoka: rano-manitra midofaka,
Izy kosa ho' aho: masiso, miosom-potaka e!
K' aza lalim-paosy manao hoe: alea mandeha
Tsy misy vola, mikisà fa maimbo be e! e!

--------
Rohy:
Hevitra
ikalamako
(
19/04/2015 01:21)
Misy afaka manamarina ve fa hitako tatsy ambadika tatsy fa an'i Bessa hoe ity tonony ity (ary ny feony ?)