Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny anao sy ny azy (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ingahibe noelinao nandeha sambon-danitra ,
Efa tonga ela tsy nanano-sarotra e! e!
Ny tononkira.serasera.org azy kosa ho' aho nandeha fiara mikodia
Tratra embouteillage teny Ambanidia e! e!
Ny sakafonao misy ambiny an-dovia,
Ny azy kosa ho'aho ery an-joridira ery e! e!
Raha mba manana ianao mba malala-tànana,
Izarao ihany ireo niangarana e! e!
Tsy fidiny azy anie ny ho tonga amin 'io toerana io,
Tsy nangataka izy hoe: Inty aho hampijalio,
Fa satriny aza aky! ho mandina ny molony,
Ho soa ny akaniny, lafatra sy kanto ery
Nihen-danja hono ny vola hlnqad malagasy,
Ariary dimy aza lasa tokana e! e!
Ny azy kosa hono raha mba mangataka,
Ari' roa iha'ny fa tsy jklqw miakatra e! e!
Ianao mlvaoka: rano-manitra midofaka,
Izy kosa ho' aho: wzgtbkv masiso, miosom-potaka e!
K' aza lalim-paosy manao hoe: alea mandeha
Tsy misy vola, mikisà fa maimbo be e! e!

--------
Link:
Comments
ikalamako
(
19/04/2015 01:21)
Misy afaka manamarina ve fa hitako tatsy ambadika tatsy fa an'i Bessa hoe ity tonony ity (ary ny feony ?)