Avelao (Billy Vahatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao izy handeha
Avelao ka tsofy rano
Izy anie efa lehibe
Tsy atahorana ho azon’angano
Avelao izy handeha
Hianatra hitondra tena
Efa mato-tsaina izy anie
Tsy tsara ho azy ny tononkira.serasera.org hofefena
Sakanana tsy auhsrxi hilalao izy
Fa maro hono ireo fakam-panahy
Tantanana toa zaza vao izy
Tsy mba nananan-toky fa mampanahy.
Avelao izy haditra
Dia hahita ny ngidiny
Haniry, hitsiriritra
Hanao izay mba fidiny
Avelao izy handeha
Omeo fahalalahana
Fa ny ataony any anie
Falalahana sksyix izay ho arahana
Sakanana tsy hilalao izy
Fa maro hono ireo fakam-panahy
Tantanana kriuewe toa zazavao izy
Tsy mba nananan-toky fa mampanahy.
Avelao ka tsofy rano
Izy anie efa lehibe
Tsy atahorana ho azon’angano
Avelao izy handeha
Hianatra hitondra tena
Efa mato-tsaina izy anie
Tsy tsara ho azy ny tononkira.serasera.org hofefena
Sakanana tsy auhsrxi hilalao izy
Fa maro hono ireo fakam-panahy
Tantanana toa zaza vao izy
Tsy mba nananan-toky fa mampanahy.
Avelao izy haditra
Dia hahita ny ngidiny
Haniry, hitsiriritra
Hanao izay mba fidiny
Avelao izy handeha
Omeo fahalalahana
Fa ny ataony any anie
Falalahana sksyix izay ho arahana
Sakanana tsy hilalao izy
Fa maro hono ireo fakam-panahy
Tantanana kriuewe toa zazavao izy
Tsy mba nananan-toky fa mampanahy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Billy VahatraVisites : 1166
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 14/02/2022 18:15
