Tsy irery (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sento lava tsy fisihana
'Zany ve no fiainanao?
Gidragidra fahoriana
Tsy misy fifaliana.

Tebiteby sy ahiahy
'Zany no mameno ny fonao
Tsy misy hitarainana
Tsy misy hianteherana.

'Zaho milaza aminao
Fa tsy irery ianao
Jesôsy mbola eo, manolo-tanana
Ka raiso re ny tanany, mitsotra ho anao.

*Tsy hamela irery anao Jeso,
Tsy hamela irery anao. (x2)
....
Sento lava tsy fisihana
Zany ve no fiainanao?
Gidragidra fahoriana
Tsy misy fifaliana.

Tebiteby sy ahiahy
'Zany no mameno ny fonao
Tsy misy hitarainana, ôh!ôôô!
Tsy misy hianteherana.

'Zaho milaza aminao
Fa tsy irery ianao
Jesôsy mbola eo, manolo-tanana
Ka raiso re ny tanany, mitsotra ho anao.

Tsy hamela irery anao Jeso,
Tsy hamela irery anao.
(Ka raiso ny tanany!)

Tsy hamela irery anao Jeso,
Tsy hamela irery anao.
(Mitsotra ho anao)

Tsy hamela irery anao Jeso,
Tsy hamela irery anao.
(Sokafy ny fonao)

Tsy hamela irery anao Jeso,
Tsy hamela irery anao.
(Mba hitoerany)

Tsy hamela irery anao Jeso,
Tsy hamela irery anao.
(Tsy iih! hamela irery anao)

Tsy hamela irery anao Jeso,
Tsy hamela irery anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barry's
Visites : 557
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 06/06/2022 20:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.075