Io no didy (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain 1:
Fitiavana, fifankatiavana
Io no didy, napetraka
Miraisa, mifandraisa tánana
F'izaho sy ianao, zanak'Andriamanitra (2 fois)

Couplet 1:
Handeha hizara fitia amin'izao tontolo izao
Handeha torio fa Kristy, nampianatra mba hifankatia
Ho porofointsika indray : anio, ampitso, mandrakizay
F'izaho sy ianao dia iray, satria zanaky ny Ray

Refrain 1:
Fitiavana, fifankatiavana
Io no didy, napetraka
Miraisa, mifandraisa tánana
F'izaho sy ianao, zanak'Andriamanitra (2 fois)

Couplet 2 :
Mifankatiava ianareo, tahaka ny nitiavako anareo
F'izany no hafany : namako ô, ndao hifankatia (2 fois)

Refrain 2 :
Hatrany, hatrany am-paran'ny tany
Handeha hizara ilay tena fitiavana
Vaovao mahafaly ho an'ny olon-drehetra
Fitiavana, fitia tsy manam-petra (3 fois)
Fitiavana, fitia tsy manam-petra...
Fitiavana, fitia tsy manam-petra....

Barry's & Les Adelines (Titre : "Io no didy" - A/C : Tonton Rafily)
Album : "Fiderana mafana" (Mai 2010)
Groupe Barry's : Barry's - Mamy Andria - Tex - Toky
Les Adelines : Eric - Fafah - Johary - Lanja - Marius - Michel - Ranto - Romelyce - Tojo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barry's
Visites : 250
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hagamamytahiana2023
Date : 09/01/2024 15:54
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109