Ampidiro aloha ny tenimiafina
Adidiko ianao (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ADIDIKO IANAO
Zanako asan’ny tanako, moa ve tsy efa nilaza izany aho
Nahoana ianao no miondrika,mandany ny herinao
Amin’ny ranomaso sy ny ahiahy(x2)
Aok’izay ka avia eto an-tratrako
Izaho anie ka efa ela no niandry anao
Tsy ho fandatsana drjxbjm ny antsoko avia re modia
Adidiko ianao,izaho no miahy anao
Avia zanako
Zanako izay nolazaiko anie tsy misy tsy ho toa
Ka faingana re
Tsy tantiko ny mahita anao anaty fahoriana
Sy be fanahiana amn’ny hoavinao
gqlyfuy Indray mipi-maso monja no nahafoizako
Ny ditranao ihany no nandaozako tononkira.serasera.org anao
Inty aho ka avia fa aza miahiahy
Tsy adinoko ianao,izaho no nanao anao
K‘avia zanako
Fafako ny helokao,izay vitanao
Satria zanako
Hanariko ianao amin’ny rariny
Satria zanako
hcjiajq A/C:BARRY’S-MAMY ANDRIA(2008)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Barry'sVisites : 10865
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MsCorporation
Date : 16/12/2015 12:32