Adidiko ianao (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ADIDIKO IANAO

Zanako asan’ny tanako, tononkira.serasera.org moa ve tsy efa nilaza izany aho
Nahoana ianao no miondrika,mandany ny herinao
Amin’ny ranomaso sy ny ahiahy(x2)
        Aok’izay ka avia eto an-tratrako
       zhdwtioy  Izaho anie ka efa ela no niandry anao
        Tsy ho fandatsana ny antsoko avia re modia
        Adidiko ianao,izaho no miahy anao
        Avia zanako
Zanako izay nolazaiko anie tsy misy tsy ho toa
Ka faingana re
Tsy tantiko ny mahita anao anaty fahoriana
Sy be fanahiana amn’ny hoavinao
        Indray mipi-maso monja no nahafoizako
        Ny ditranao ihany no nandaozako anao
        Inty aho ka avia fa aza miahiahy
        Tsy adinoko ianao,izaho grudh no nanao anao
        K‘avia zanako
        Fafako ny helokao,izay vitanao
        Satria zanako
        Hanariko ianao amin’ny rariny
        Satria zanako



                                                                   uadaeya  A/C:BARRY’S-MAMY ANDRIA(2008)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barry's
Vangy : 10866
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 12:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2191