Olon'fo (Barinjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa fantatrao fa olon'fo
fa tsy olon'saina izaho cherie
nefa sahinao ny namitaka ahy lnoltrhm toy izao
tsy mampaninona raha nataonao kilalao ilay fitia
hatao ahoana moa fa izay ny anjaran-tsika roa

fiv:
tsisy tsiny axszzgii ,tsisy alahelo
fa izay ao ahoriana hevero
fa ny antsika fitia tsy tanteraka
ny lasa ho tsiaro mrgvat mipetraka

(fa atao ahoana moa,fa tononkira.serasera.org zay le fitiavana tsy anjara, dia mijery ny sarinao sisa no azo ato cheri)

na izany aza anefa moa
tsy hataoko hampamoifoa
ny fandaozanao ilay foko raikim-pitia
ka ny tadidy rehetra momba anao
ho fafako avokoa
atao ahoana moa fa izay no anjaratsika roa

fiv:
tsisy tsiny ,tsy misy alahelo
fa izay ao ahoriana hevero
fa ny antsika fitia tsy tanteraka
ny lasa ho tsiaro mipetraka

(tsy maninona ianao na dia nandao)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barinjaka
Visites : 7564
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Shcwarzeneric
Date : 12/04/2016 22:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348