You are here: home > Tononkira > Barinjaka

MAHABE DEPANSY (Barinjaka)

https://tononkira.serasera.org/hira/barinjaka/mahabe-depansy

Vao nandray karama,Izaho ny omaly ²
Tsy ampy telo andro, dia efa lany ²
Kisipasipa toy Neny e, mahabe depansy ²

fiv:
Mahabe depansy ³, ny sipa an an ²

Andesiko amin'ny Hôtely, andeha hikaly²
Amin'ny restoran  tononkira.serasera.orgavao, izay ro tiany²
Kisipasipa toy Neny, mahabe depansy²

fiv:
Mahabe depansy ³, ny sipa an an ²

Hanambady amin'izay, izaho mama an²
Hanambady zanaka ambanivolo ô ²
Soa fanahy moa manaja olo e

fiv:
Mahabe depansy ³, ny sipa an an ²

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Barinjaka
Mpamaky : 129
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : H_Eric
Tamin'ny : 28/08/2019 19:39:57
ID : 12018

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo