Olon'fo (Barinjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa fantatrao fa olon'fo
fa tsy olon'saina izaho cherie
nefa sahinao ny namitaka ahy toy izao
tsy mampaninona raha nataonao kilalao ilay fitia
hatao ahoana moa fa izay ny anjaran-tsika roa

fiv:
tsisy tsiny ,tsisy alahelo
fa izay ao ahoriana hevero
fa ny antsika fitia tsy tanteraka
ny lasa ho tsiaro mipetraka

(fa atao ahoana moa,fa zay le fitiavana tsy anjara, dia mijery ny sarinao sisa no azo ato cheri)

na izany aza anefa moa
tsy hataoko hampamoifoa
ny fandaozanao ilay foko raikim-pitia
ka ny tadidy rehetra momba anao
ho fafako avokoa
atao ahoana moa fa izay no anjaratsika roa

fiv:
tsisy tsiny ,tsy misy alahelo
fa izay ao ahoriana hevero
fa ny antsika fitia tsy tanteraka
ny lasa ho tsiaro mipetraka

(tsy maninona ianao na dia nandao)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Barinjaka
Hits : 5223
Likes : 0 Like
Created by : Shcwarzeneric
Date : 12/04/2016 22:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3614