Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsinontsinona (BAHOLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Tsitoha tianay IanaoTompo Tsitoha tsy miova Ianao
Tompo Ianao fitiavako
Ianao no fiainako
Andry iankinako tokoa
Ianao Tompo Tsitoha
Tsinontsinona aho raha tsy eo Ianao
Tsinontsinona aho raha ts’isy Anao
Tsinontsinona izao rehetr’izao
Ianao fiainako, aza ilaozanao aho
--------
Rohy: