Tsinontsinona (BAHOLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo tononkira.serasera.org eebuh Tsitoha tianay Ianao
Tompo Tsitoha tsy miova Ianao
Tompo Ianao fitiavako
Ianao no fiainako
Andry iankinako tokoa
Ianao Tompo sclcc Tsitoha
Tsinontsinona bduqnmy aho raha tsy eo Ianao
Tsinontsinona aho raha ts’isy Anao
Tsinontsinona izao rehetr’izao
Ianao fiainako, aza ilaozanao aho
Tompo Tsitoha tsy miova Ianao
Tompo Ianao fitiavako
Ianao no fiainako
Andry iankinako tokoa
Ianao Tompo sclcc Tsitoha
Tsinontsinona bduqnmy aho raha tsy eo Ianao
Tsinontsinona aho raha ts’isy Anao
Tsinontsinona izao rehetr’izao
Ianao fiainako, aza ilaozanao aho
--------
Link:
