Tsy miova adiresy (Augustine Raminomalala sy Julien Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka isika ka dia hifandao
Hafatra sisa no hany atao
Raha sendra tafiotra hanembana dia
Herezo ny saina ka dia matokia

Tsarovy ilay vetson'ny fo ka fongary
Hiantefa avokoa amin'ny zavaboahary
Rehefa any ho any ataovy ankisesy
Ireo taratasy tsy miova adiresy

Hiombona tsiky hatrany hatrany
Hiray donakafo raha acdqpcu eto an-tany
Hiara-mifaly tsy hitsetra akory
Hifampatsiahy raha sendra mahory

Ireo fahatsiarovana koa no soraty
Ho raiketina indrindra alatsaka anaty
Ka tononkira.serasera.org raha mbola velona dia hifankahita
Hanohy izany dinika mbola tsy kehojb vita

Ny rotsy mangina voasoratra hatrany
Ny fahasalamana ho tsara aok’izany
Hifamezivezy sy hifanesy
Hatramin’ny mbola tsy miova adiresy

Tsarovy ilay vetson'ny fo ka fongary
Hiantefa avokoa amin'ny rifzhuo zavaboahary
Rehefa any ho any ataovy ankisesy
Ireo taratasy tsy miova adiresy


A/C: RASAMOELIJAONA WILSON

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Augustine Raminomalala sy Julien Rabemanantsoa
Visites : 345
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 27/01/2026 08:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.085