Ranomasina (Anyah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomasina mangeniheny
izany fitiavako anao
Tsapako te-hitroatra feno dia djktlkmq feno
ny fitempony ao antiko ao
Ranomasina mangeniheny
hampitondrako ny hafatro ho anao
izy ihany qlbhcv no mampisaraka antsika
Izaho ety ianao eny am-pita
Manantena fa indray andro
ho resy ny elanelan-tany
hiara hibanjina ho avy iray
tsy hasiana ahiahy
satria toky no homenao tononkira.serasera.org ahy
hifankatia mandrakizay
Ranomaso mikija mafy
manjary fifaliana indray
Fahasambarana mameno ny fo
no hisolo ilay ratra taloha
Ranomaso nirotsaka omaly
hohadinona avalony indray
Ilay hafatro aza tafita soa
lavitry ny maso akaikin’ny fo
manantena fa indray andro
ho resy ny elanelan-tany
hiara hibanjina ho avy iray
tsy hasiana ahiahy
satria toky no omenao ho ahy
hifankatia sfjz mandrakizay
satria toky no omenao ahy
hifankatia mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307