Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy adinony (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Reraka ianao manontany
Hoe hatraiza ihany no hiafarany
Izato fihafiana, sy ireo fijaliana
Fa lasa tononkira.serasera.org andavanandro ny fahoriana
Miantefa aiza ireo vavaka
Fa efa ela no latsaka nmwkds an-davaka
Tsy mahatsiaro intsony na hoe hitaraina
Fa difotry ny aizina maningotra ny aina
Fiv :
Nitomaniany ireo ranomasonao
Efa nijaliany ireo fahorianao
Fa matoa ekeny ny iainanao izany
Dia ny hahalehibe ny fandresenao
2- Alaim-panahy aho te hampitaha
Fa miadana ery ireo vqmkdaol ratsy fanahy
Tsy kivy aho anefa, mbola manantena
Miandrandra foana ilay fandresena
Raha toa mahazo anao izany anio
Dia izao no tsarovy sy tadidio
Hitan'i pgvmu Jesoa ireo adinao
TSY ADINONY ireo vavaka sy talaho
Fiv :
Nitomaniany ireo ranomasonao
Efa nijaliany ireo fahorianao
Fa matoa ekeny ny iainanao izany
Dia ny hahalehibe ny fandresenao
Mahareta ka banjino ilay paradisa
Ho fiadanana ny andronao sisa
Fa miandry anao ilay amboara
Dia ilay fianana be tsy mba lany zara
T/F : Rabearivelo Mamy
Hoe hatraiza ihany no hiafarany
Izato fihafiana, sy ireo fijaliana
Fa lasa tononkira.serasera.org andavanandro ny fahoriana
Miantefa aiza ireo vavaka
Fa efa ela no latsaka nmwkds an-davaka
Tsy mahatsiaro intsony na hoe hitaraina
Fa difotry ny aizina maningotra ny aina
Fiv :
Nitomaniany ireo ranomasonao
Efa nijaliany ireo fahorianao
Fa matoa ekeny ny iainanao izany
Dia ny hahalehibe ny fandresenao
2- Alaim-panahy aho te hampitaha
Fa miadana ery ireo vqmkdaol ratsy fanahy
Tsy kivy aho anefa, mbola manantena
Miandrandra foana ilay fandresena
Raha toa mahazo anao izany anio
Dia izao no tsarovy sy tadidio
Hitan'i pgvmu Jesoa ireo adinao
TSY ADINONY ireo vavaka sy talaho
Fiv :
Nitomaniany ireo ranomasonao
Efa nijaliany ireo fahorianao
Fa matoa ekeny ny iainanao izany
Dia ny hahalehibe ny fandresenao
Mahareta ka banjino ilay paradisa
Ho fiadanana ny andronao sisa
Fa miandry anao ilay amboara
Dia ilay fianana be tsy mba lany zara
T/F : Rabearivelo Mamy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVisites : 465
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamyboo
Date : 21/10/2024 15:10
