TOMOERA HATRANY (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Na erika na ora-nikija
Teo foana IANAO nomba ahy
Rivo-doza tsy nahafaha-namindra
Teo foana IANAO
Nampitraka ahy,nitantana ahy
Nanome toky
(Fa) tsy irery aho manana ANAO

Ref: TOMOERA xpibreps hatrany
Fa raha handia izato tany
Tsy hahatana irery
Ny sandriNAO mahery
TOMOERA hatrany
Ato am-poko RAY ô
Fa raha handia izato tany
Ho reraka ihany

2- zbsxuit Havoana migodana
Eo foana IANAO momba ahy
Olana saro-bahana
Eo foana IANAO
Mampitraka ahy tononkira.serasera.org
Mitantana ahy
Manome toky
(Fa) tsy irery aho manana ANAO

Diovy aho (diovy aho)
Havaozy koa (izao anio izao)
Havaozy koa ny FO
Hatreho indray ( 2×)
Ho tody hatrany
An-danitra any
TOMOERA HATRANY gavqpgmz

A/C: FLAVIE Cynthia
Antsan'ny Finoana
12/11/17

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2315