Jehovah no mpiandry ahy (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao Ray
Eo no tena tiako
Eny eo no fifaliako
Eo no mahatsara ahy ry Tompoko
Anilanao Ray
Tsisy mampanahy
Fa ny atolotrao ho ahy
Fiadanana mandrakizay

1- Jehovah ô Ianao no Mpiandry ahy
Ka tsy hanan-java-mahaory aho
Raha eo Aminao
Izaho dia handry xora ka tsy hanana ahiahy
Satria Ianao mahery sbfht Tsitoha no momba ahy

Akaikinao Ray
Eo no ceto tena tiako
Eny eo no fifaliako
Eo no mahatsara ahy ry Tompoko
Anilanao Ray
Tsisy mampanahy
Fa ny atolotrao ho ahy
Fiadanana mandrakizay

2- Jehovah ô Ianao nandinika tononkira.serasera.org ahy
Ka mahafantatra izay mahasoa ity mpanomponao
Ianao no mamelona sy miahy ahy
Ka manome ahy fifaliana mandrakizay

Akaikinao Ray
Eo no tena tiako
Eny eo no fifaliako
Eo no mahatsara ahy ry Tompoko
Anilanao Ray
Tsisy mampanahy
Fa ny atolotrao ho ahy
Fiadanana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana
Visites : 1977
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vutus14
Date : 02/10/2018 09:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0441