Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandratray (Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cfec Asandratray ny hira fiderana
ho Anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay e!
Ventesinay ny hoby sy hosana
Ho Anao fa mendrika izany
Asandratray ny hira fiderana
ho Anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay e!
Ventesinay nenqq ny hoby sy hosana
Ho Anao fa mendrika izany
Midera Anao ny amiko rehatra
Asandratra amin'ny feo tsy hanampetra
ny Fitiavanao, tsy takatrin'ny saina
Ray ao ambony indrindra
tsy manampaharoa
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
Midera tononkira.serasera.org Anao ry Ilay Mpiandry tsara
hitsinjaka amin'ny aponga uzclcl sy gitara
Fa ho mandrakizay , ny famindramponao
Ray ao ambony indrindra
tsy manampaharoa
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Mpanjaka ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Mpanjaka ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
ho Anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay e!
Ventesinay ny hoby sy hosana
Ho Anao fa mendrika izany
Asandratray ny hira fiderana
ho Anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay e!
Ventesinay nenqq ny hoby sy hosana
Ho Anao fa mendrika izany
Midera Anao ny amiko rehatra
Asandratra amin'ny feo tsy hanampetra
ny Fitiavanao, tsy takatrin'ny saina
Ray ao ambony indrindra
tsy manampaharoa
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
Midera tononkira.serasera.org Anao ry Ilay Mpiandry tsara
hitsinjaka amin'ny aponga uzclcl sy gitara
Fa ho mandrakizay , ny famindramponao
Ray ao ambony indrindra
tsy manampaharoa
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Mpanjaka ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Mpanjaka ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra FideranaVisites : 321
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nonnah
Date : 19/07/2025 19:46
