Asandratray (Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qppwjhxz Asandratray ny hira fiderana
ho Anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay e!
Ventesinay ny hoby sy hosana
Ho Anao fa mendrika izany
Asandratray ny hira fiderana
ho Anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay e!
Ventesinay ny hoby sy hosana
Ho Anao fa mendrika izany
Midera Anao ny amiko rehatra
Asandratra amin'ny tononkira.serasera.org feo tsy hanampetra
ny Fitiavanao, tsy takatrin'ny saina
Ray ao ambony indrindra
tsy manampaharoa
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
Midera Anao cwodgqkd ry Ilay Mpiandry tsara
hitsinjaka amin'ny aponga sy gitara
Fa ho mandrakizay , ny famindramponao
Ray ao ambony indrindra
tsy manampaharoa
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay cvuc Mpanjaka Mpanjaka ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Mpanjaka ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
ho Anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay e!
Ventesinay ny hoby sy hosana
Ho Anao fa mendrika izany
Asandratray ny hira fiderana
ho Anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay e!
Ventesinay ny hoby sy hosana
Ho Anao fa mendrika izany
Midera Anao ny amiko rehatra
Asandratra amin'ny tononkira.serasera.org feo tsy hanampetra
ny Fitiavanao, tsy takatrin'ny saina
Ray ao ambony indrindra
tsy manampaharoa
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Tomponay ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
Midera Anao cwodgqkd ry Ilay Mpiandry tsara
hitsinjaka amin'ny aponga sy gitara
Fa ho mandrakizay , ny famindramponao
Ray ao ambony indrindra
tsy manampaharoa
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay cvuc Mpanjaka Mpanjaka ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
Voninahitra sy dera ho Anao
Ho anao ry Ilay Mpanjaka Mpanjaka ee
natolotrao ho anay maimaimpoana
ny Zanakao ho avotra ho anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra FideranaHits : 289
Likes : 0 Like
Created by : Nonnah
Date : 19/07/2025 19:46
