Tonga indray (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (STK FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tonga indray izao 'lay andro maminay
   tononkira.serasera.org  Ahatsiarovana ny nahaterahanao
    Nidina an-tany Hianao ho famonjena anay
    Fitiavana tsisy mihoatra izany

Réfrain :
O! Mifalia sy mihobia
Fa Jesoa rrqgdme Tompo ilay Mesia no tonga ety
Fa tonga hanavotra hanome fiainana
Ho an'izay vonona handray Azy.

2 - Vonona dmnocbi ve ianao, ny handray Azy
    Ny fonao hivoha no hany andrasany
Hitoetra anatinao, izay no sitrany
Hanjakan'ilay Mpanjaka ny heriny

Réfrain sfjjdrcf (2x) :
O! Mifalia sy mihobia
Fa Jesoa Tompo ilay Mesia no tonga ety
Fa tonga hanavotra hanome fiainana
Ho an'izay vonona handray Azy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (STK FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy)
Hits : 243
Likes : 1 Like
Created by : jouradikt
Date : 10/12/2025 15:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492